MIFAMOTOANA AMIN’I JESOA KRISTY

Isan’andro mandritra ny taona

Nouveau produit

Genre : Religion
MIFAMOTOANA AMIN'I JESOA KRISTY Vokatry ny fiarahana ela tamin'i Jesoa ka nahatsapan'ny mpanoratra firaisam-po amam-panahy Taminy ity boky ity.JESOA Tompo dia Ilay mahalala ny antsipirihan'ny fiainantsika, ny fahalementsika, ny fahatsiarovantsika fa tena mila AZY isika kanefa toa sady tsy mahay miankina Aminy no tsy mahay mamaly fitia Azy. Na izany aza anefa,dia tsy mahafoy na mahasaraka antsika IZY ary eo akaikintsika foana IZY na amin'ny mora na amin'ny sarotra.,...
 
Résumé
MIFAMOTOANA AMIN'I JESOA KRISTY Vokatry ny fiarahana ela tamin'i Jesoa ka nahatsapan'ny mpanoratra firaisam-po amam-panahy Taminy ity boky ity.JESOA Tompo dia Ilay mahalala ny antsipirihan'ny fiainantsika, ny fahalementsika, ny fahatsiarovantsika fa tena mila AZY isika kanefa toa sady tsy mahay miankina Aminy no tsy mahay mamaly fitia Azy. Na izany aza anefa,dia tsy mahafoy na mahasaraka antsika IZY ary eo akaikintsika foana IZY na amin'ny mora na amin'ny sarotra., na mahatsiaro izany isika na tsia. "Malala eo imasony izaho sy ianao, be voninahitra, hoy IZY, sady tiany." (Isa 43.4) Ny famakiana ity boky ity isanandro , na matetika, dia mamerina antsika amin'izany fifandraisana sarobidy amin'i Jesoa izany ka mampahery antsika na inona na inona mitranga. Ny toko sy andininy voalaza isanandro no tokony hanombohana ny fampiasàna ny boky ary raha afaka mamaky amin'ny dikateny samy hafa ianao dia tena tsara. Rabemila Yvette Mpitandrina
 
Informations techniques
Nombres de pages : 398
ISBN : 979-10-424-0685-1Bookelis

Donnez votre avis

MIFAMOTOANA AMIN’I JESOA KRISTY

Donnez votre avis

 
Commentaires (0)

Aucun avis n'a été publié pour le moment.

Les livres les plus vendus dans cette catégorie